Actualités

FENO GISLIN HENRI Lany ho solontenan’ny mpitsara ao Mahajanga eo anivon’ny CSM


  • Zoma 14 Novambra 2014

Kandida 6 no mpifaninana tamin’ny fifidianana izay ho solontenan’ny mpitsara eo anivon’ny CSM na “conseil Supérieur de la magistrature» ka i Feno Gislin Henri no lany ho

solontenan’ireo mpitsara tao amin’ny faritra Mahajanga. Vato 21 no azony, i Hnaondaza no faharoa izay nahazo vato 18.  55 ireo mpitsara nandray anjara tamin’ny fifidianana izay saika avy faritra Mahajanga avokoa. Anisan’ny andraikitra iandraketan’ny solontenan’ireo mpitsara lany io ny hitondra ny raharaha rehetra mikasika ny fitsarana izay misy azy sy ny famahana ny olana miseho. Tato ho ato mantsy dia lasa tsy matoky ny fitsarana intsony ny vahoaka. Haharitra telo taona ny fe-potoana iasan’ireo mpikambana ao amin’ny CSM ireo ka samy manana ny solontenany avokoa ny faritra manerana ny nosy.   

                                                                                                                               

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT