Actualités

Fatma Samoura


  • Zoma 24 Oktobra 2014

Tsy maintsy atao ny fampihavanam-pirenena

Manohana hatrany ny dingana rehetra atao amin’ny fampihavanam-pirenena ny firenena mikambana, hoy Rtoa Fatma Samoura solontena maharitry ny PNUD eto amintsika omaly. Tsy maintsy tanterahana ny fampihavanam-pirenena, hoy izy mba hisian’ny fitoniana sy ny filaminana hahafahana miaina anaty fiarahamonina mirindra kokoa. Tafiditra ao anatin’ny fampihavanana mihitsy ny fiverenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana, hoy Rtoa Fatma Samoura. Ny filoham-pirenena am-perinasa no nambarany fa tokony hitarika ny fampihavanana ary mandray anjara amin’izany ny rehetra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT