Actualités

Faritra Boeny Tsy ho afa-miala amin’ny hetra ny sehatra tsy ara-dalŕna


  • Alakamisy 24 Septambra 2015

Ireo sehatra tsy ara-dalŕna rehetra ao anatin’ny kaominina 11 mandrafitra ny Faritra Boeny dia tsy ho afa-miala amin’ny fandoavan-ketra manomboka izao.

 

 Voakasik’izany ireo tsena tsy ara-dalàna eny amin’ny fokontany, ireo fiantsonan’ny fiara, ireo trano fandraisam-bahiny tsy ara-dalàna, ny trano fisotrona, ny vokatra avy amin’ny fambolena sy ireo vokatra voahodina, ny harena ankibon’ny tany. Izay no tapaka nandritra ny fivoriana mikasika ny RRI ho an’ny hetra andian’ny faharoa ho an’ny Faritra Boeny. Voakasik’io ny kaominina Mahajanga renivohitra, Ambatoboeny, Anjiajia, Marovoay, Manaratsandry, Belobaka, Mariarano, Matsakabanja, Soalala, Andranomavo ary Mahajamba Usine.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT