Actualités

Faritra Anosy Tsy naverin’ny DREN teo aloha ny fiaram-panjakana nampiasainy


  • Alarobia 26 Novambra 2014

Am-perinasa tanteraka amin’izao fotoana ny talem-paritra vaovaon'ny fanabeazana Lahiandro Pierrot. Tamin'ny resadresaka nifanaovana taminy, fotoana fohy nanaovana ny famindram-pahefana teo aminy sy ingahy Donaha tale eo aloha dia nilaza ingahy tale vaovao fa nizotra soa aman-tsara ny famindram-pahefana.

Tsikaritra anefa fa ny mifanohitra amin'izany ny zava-misy. Tsy naverin’ingahy tale teo aloha intsony ilay fiara"Prado" izay nampiasainy. Voalaza fa tokony hiainga avy ao amin'ny garage admnistratif  ity fiara ity. Ny iraky ny MEN efa nanao fanadihadiana mahakasika ireo fitaovana sy ny ara-bola.Ny loharanom-baovao azo antoka no nahafantarana fa misy banga be ny toe-bolan'ny DREN-Anosy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT