Actualités

Faran’ny taona sy taom-baovao Nahatratra 250 ireo vonjy aina


  • Alatsinainy 04 Janoary 2016

Nahatratra 250 ny isan’ireo fitsirihana ra-pahasalamana hita teny amin’ny sampandraharaha famelomana aina teny amin’ny Hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona nandritra ny fetin’ny faran’ny taona sy taom-baovao.

 

 Niisa 40 ohatra ny fampidirana hopitaly nandritra ny famaranana ny taona ny 31 desambra 2015. Olona 2 no namoy aina. Loza nitranga tao an-tokantrano ny 16, 26 ny lozam-pifamoivoizana ary 53 ireo loza hafa niteraka faharatrana teny anivon’ny fiaraha-monina. Nanodidina ny 120 mahery ireo fandalovana tao amin’ny toeram-pitsaboana vonjy aina HJRA ny tamin’ny faran’ny folakandron’ny voalohan’ny volana janoary 2016. Tsy maintsy nampandalovina ny sampandraharaha famelomana aina sy fitsaboana zava-mahadomelina kosa ireo marary manodidina ny 20.


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT