Actualités

Farafangana Ambivitry ny fisamatsamahana ny foko Zafisoro


  • Alakamisy 24 Martsa 2016

Nisy akony tamin’ny foko Zafisoro any Farafangana ny hetsika fanamafisam-pihavanana teo amin’ny Antefasy sy Zafisoro, nokarakarain’ny ekipan’ny praiminisitra Ravelonarivo ny 18 martsa 2016 lasa teo.

 

 Nisafotofoto anatiny ny samy Zafisoro. Tsy nifanarahana ny fandraisan’anjaran’ireo Ampanjaka enin-dahy telotrôky mifehy ny Zafisoro tamin’io hetsika io, hoy izy ireo. Lasa lavitra mihitsy ny raharaha satria tonga tany amin’ny fikasana hanonganana azy enin-dahy ireo, ka efa niomana hanandratra ny solon’izy ireo ny tany Evato. Ao anatin’ny fifandaminana tanteraka ny foko amin’izao, mba hiarovana ny fisamatsamahana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT