Actualités

Fanomezana faran’ny taonan’ny Airtel 8 no nitsikian’ny vintana


  • Talata 20 Desambra 2016

Olona valo indray nanomboka ny 15 desambra lasa teo no nahazo ny anjara lokany avy amin’ny Airtel ho an’ilay hetsika tanteraho ny nofinofinao andiany fahefatra tetsy Ambohijatovo.

Andriamifehiarivo no nibata ny loka lehibe indrindra, nahazo vata mpanaparitaka herinaratra. Randriambola Jean Gaston sy Rakotovao Jean Baptiste kosa dia nahazo fera fipasohana iray sy finday iray avy. Ny enina ambiny nahazo DIVX. Ho an’ny fisarihana andiany fahadimy dia fantatra fa hisy ny fanolorana môtô scooter ho an’izay tsara vintana, vata fahitalavitra écran plat sy fanomezana maro samihafa tsy hampoizina. Tsiahivina moa fa ny fandaniana fahana 3.000 Ar isa-kerinandro na fanaovana connexion dia efa hahafahana mandray anjara amin’ity lalao ity na koa fividianana finday vaovao eny amin’ny shop airtel izay hahazo tickets fandraisana anjara folo avy hatrany.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT