Actualités

Fanomezana faran’ny taona Mpanjifa miisa 24 mampifalifalian’ny Airtel


  • Alatsinainy 12 Desambra 2016

Mitohy hatrany ny hetsika « Tanteraka ny nofiko », karakarain’ny orinasam-pifandraisana Airtel entina hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa amin’izao ankatoky ny Krismasy sy ny fetin’ny faran’ny taona izao.

Hatreto dia olona miisa 24 tsara vintana no haka ny anjara lokany eny Andraharo. Ho an’ireo valo voalohany nandritra ireo telo herinandro efa lasa dia fantatra fa nahazo taratasim-bola amin’ny alalan’ny Airtel Money avokoa ny dimy niampy fera fipasohana iray, finday entin-tanana iray ary « lecteur Divx » iray. Tsy mbola tapitra hatreo anefa izany raha araka ny fanazavan’ny Tale jeneralin’ny Airtel, Maixent Bekangba satria mbola ho avy ny loka goavana fiara Mercedes sprinter iray.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT