Actualités

Fankalazana ny fetin’ny reny Hizara voninkazo ny “Ceinture verte”


  • Zoma 26 Mey 2017

Etsy amin’ny tranombokim-pirenena etsy Ampefiloha etsy amin’izao fotoana izao ka hatramin’ny alarobia teo ry zareo mpikambana eo anivon’ny Ceinture verte izay ivondronana mpikirakira voninkazo 20 mianadahy eo ho eo.

 

 Araka ny fanazavana dia fanaon’izy ireo hatrany ny manao hetsika varotra sy fampiratiana rehefa fotoam-panomezan-danja ny vehivavy, toy ny 8 martsa sy ny fetin’ny reny tahaka izao. Voly sy voninkazo manodidina ny 2000 karazana, hoy ny filohan’ny fikambanana, Vololona Rakotoson, no haranty sy amidinay hatramin’ny sabotsy (rahampitso) ary hahazo fehezam-boninkazo manokana izay reny ho avy amin’io famaranana ny hetsika io. Mendrika ny hotolorana voninkazo i Neny, hoy ireo mpandray anjara, amin’izao fetiny izao satria raha tsy teo izy tsy nisy ianao.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT