Actualités

Fandriampahalemana Polisy 1 misahana Malagasy 2000


  • Alakamisy 08 Septambra 2016

Polisy 1 ho an’olona 2000 ! Io no antontanisa iainana eto Madagasikara raha resaka fandriampahalemana, raha ny fanazavan’ny kaomisera Ranaivoson Alexandre Sylvain, tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny polisim-pirenena.

Raha ny fenitra iraisam-pirenena anefa dia tokony ho polisy 3 no hisahana olona 1000. Tao anatin’ny 5 taona farany dia efa nanomboka nampiasaina ny rafitra manokana misahana ny fitsirihana sy fanaraha-maso ny fahadiovan’ny raharaha eo anivon’ny polisim-pirenena. Ny olana anefa dia io tsy fahampian’ny isa eo anivon’ny polisy io. Satrinay an’arivony isan-taona no polisy vaovao raisina hiasa ato saingy 600 eo ihany aloha hatreto no zakan’ny fitondrana. Ao anatin’ny fankalazana ny faha-55 taonany moa ankehitriny ny polisim-pirenena Malagasy. Hetsika maro no efa vita nanamarihana izany ary ny 30 septambra izao kosa no ivo sady famaranana ny fankalazana.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT