Actualités

Fandraharahana amin’ny teknolojia Hanampy ireo tanora ny hetsika « Devfest »


  • Zoma 18 Oktobra 2019

Hotanterahina eny amin’ny zone Futura Andranomena ny 26 sy ny 27 oktobra ho avy izao ao amin’ny Nexta ilay hetsika

 

Devfest  andiany voalohany . Ny Google Developer Group ( DGD) no tompon’antoka amin’izany. Ny tanjona dia hanampy ireo tanora te handraharaha eo amin’ny sehatry ny teknolojia  na te ho lasa “developpeur” raha izay no ilazana azy. Tafiditra ao anatin’izany ireo mpamorona cite web, mpanao reseau… Ny mba hanampiana ireo tanora eto amintsika  hiditra lalindalina kokoa amin’ity sehatra ity no tanjona. Mbola malalaka mantsy ny sehatr’asa azo atao ao anatin’izany sady mampidi-bola ihany koa, hoy i  Rijaniaina Randrianomanana, tompon’andraikitra eo anivon’ny DGD.  Hisy, araka izany, ireo karazana orinasa ho avy hanohana azy ireo ka hisy mihitsy ny fandraisana mpiasa avy hatrany, arahin’ny kaonferansa lehibe entina hanazavana amin’ireo mpizaika ny momba ny developpeur sy ny asany. 2.000 Ar ny sarany nefa nambaran’ireo mpikarakara fa tafiditra ao anatiny ny sakafon’ireo mpizaika.

 

 

Pati

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT