Actualités

Fandorana tanŕna tany Befandriana Tokony hisy hametraka fitoriana, hoy Me Olala


  • Alakamisy 02 Martsa 2017

Tsy azo avela fotsiny amin’izao ny raharaha fa ilaina ny fametrahana fitoriana momba ireo trano efa ho 400 mahery may tany Befandriana Avaratra, hoy ny Maitre Willy Razafinjatovo na Olala omaly raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety izy.

 

 Mila fanadihadiana io raharaha io, mila fantatra mazava ny nandrehitra ny afo ka nandoro ny tanàna. Aorian’izay dia ampiharina ny lalàna. Hatreto dia mbola mifantoka amin’ilay fitsaram-bahoaka ka nahafatesana polisy roa ny fitsarana natao tao Antsohihy momba ny raharaha Befandriana Avaratra. Efa fantatra fa nisy nandoro ny tanàna ka iza no tena rangory fototry ny afo ? Izay no ilana ny fanadihadiana. Mialoha an’izay dia tsy maintsy misy ny mametraka fitoriana, araka ny fanazavan’ny Maitre Olala. Ireo vahoaka traboina may trano no tokony hitory eto.


Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT