Actualités

Fandefasana mpiasa any ivelany Tsy misy nahazo alalana hatreto


  • Alakamisy 22 Septambra 2016

Mahatratra 17 hatreto ireo « Agence de placement » na ivontoerana mandefa olona hiasa any ivelany mangataka alalana amin’ny minisiteran’ny fampanan’asa izay nahaleotena nanomboka ny taona 2015 saingy tsy mbola nisy nahazo na dia iray aza.


Tsy misy ny lalàna  mifehy izany, hoy Ramatoa Volatiana Raharinosy, talen’ny fampananan’asa  mankany ivelany sy ny fikarakarana izany eto. Nambarany fa hisy fampifandraisana ireo “Agence de placement” sy ireo ivontoeram-piofanana hahafahan’ireto farany manofana ireo mpiasa handeha  hiasa any ivelany. Ny minisitera etsy an-kilany, hanao ny fanaraha-maso hisorohana ny olana, toy ny nahafahana namonjy renim-pianakaviana Malagasy iray niasa tany Hong Kong voan’ny aretina “Hépatite B” ka voatery naverina an-tanindrazana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT