Actualités

Fanavaozana ny lisi-pifidianana Mbola vitsy ireo nanao izany


  • Alarobia 28 Janoary 2015

Mbola vitsy ireo olom-pirenena nanavao ny anarany teny amin’ny biraom-pokontany isan-tokony momba ny lisi-pifidianana. Araka ny efa fantatra anefa dia amin’ny sabotsy 31 janoary ho avy izao no

 

 fe-potoana farany nomen’ny CENI-T  hanaovana izany. Ny fokontany Atsimon’i Mahamasina dia mbola manodidina ny 30 isan-jaton’ireo mpifidy voasoratra anarana tamin’ny fifidianana farany teo no nanavao ny anarany teny amin’ny biraom-pokontany. Araka ny efa baiko avy amin’ny birao mpikarakara ny fifidianana moa dia ireo olona no manatona ny fokontany hijery sy hanoratra ny anarany ary tsy misy ny fanentanana manokana atao ankoatra ny petadrindrina. Ny hita anefa dia malaina ny olona noho ny tsy fisian’ny fanentanana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT