Actualités

Fanatsarana ny fari-piainan'ny mponina 200 tapitrisa Ariary isaky ny Boriborintany


  • Talata 30 Aogositra 2016

Vita sonia tamin'ny zoma 26 aogositra 2016 teo ny fifanarahana momba ny Tetibola hiasan'ny CLD na ny Komitim-paritra Momba ny Fampandrosoana, mitontaly 1 200 000 000 Ariary.

 

Manana 200 000 000 Ariary isanisany araka izany ireo Boriborintany enina manerana ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra hanatanterahana tetikasa samihafa hoenti-manatsara ny fari-piainan'ny mponina, miainga avy any amin'ny fototra. Samy hamaritra ny laharam-pahamehany avy ireo Boriborintany enina, mifanaraka amin'ny zava-misy ao aminy. Tsy ho diso anjara amin’izany Fokontany amin’izay tetikasa heverina fa hitondra fampandrosoana haingana, miainga avy any anivon'ny kartie samihafa.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT