Actualités

Fanaratsiana ny Charmelle Beauté Vao mainka nampitombo ireo olona tonga nanatona azy


  • Alakamisy 27 Desambra 2018

Niteraka resabe tamin’ny tambajotran-tserasera fesiboky ny herinandro teo ny resaka nataona renim-pianakaviana iray nikasa ny hanao volo tao amin’ny Charmelle Beauté Ampasampito saingy tsy nifanaraka ny roa tonta tamin’ny ora farany.

 

 

 

  Betsaka ny resaka nataony momba ity ivontoerana fikoloana endrika amam-bika ity saingy tsy nampaninona ny tompon’ny orinasa. Vao mainka nampitombo ireo olona tonga nanatona azy ireo aza izany nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Noely teo, hoy Rafidimaharosoa Vola, tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny Charmelle beauté raha oharina  tamin’ny taon-dasa. Ankoatra ny fanomezana natolotra ireo olona tonga nanatona azy ireo dia mbola nahazo fihenam-bidy ihany koa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana ireo,  hetsika izay mbola hitohy hatramin’ny faran’ny taona. Mikasika ny fampianarana mikarakara volo sy tarehy kosa indray dia fantatra fa amin’ny volana janoary ho avy izao izy ireo no hanomboka handray mpianatra  hahafahan’ny tanora manangana orinasa ho an’ny tenany hoenti-miady amin’ny tsy fananan’asa.

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT