Actualités

Fanaovam-beloma farany an’i Félicien Nahasarika olona maro be


  • Talata 20 Janoary 2015

Olona maro be, nahitana olon-tsotra (tanora amin’ny ankapobeny), mpanakanto, manampahefana no nanjohy ny fiara nitondra ny vatana mangatsiakan-dRakotomalala Félicien mandra-pivoakany an’Antananarivo omaly maraina. Nitohana ny fifamoivoizana teny Anosy, Andrefan’Ambohijanahary, Soanierana, Ankadimbahoaka, Tanjombato noho izany

, niezaka nandamina ihany anefa ny avy ao amin’ny emmo reg izay nisava lalana. Mbola vahoaka maro be ihany koa no nitsena ny razana tao Antsirabe ary fantatra fa efa vonona tanteraka i Toliara. Aorian’i Toliara moa dia hihazo an’i Manakara mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany any Vohipeno ny vatana mangatsiakan-dRakotomalala Félicien. Araka ny fantatra dia efa nanomana fiaraha-miasa maro tamin’i Théo Rakotovao i Félicien saingy izao izy nindaosin’ny fahafatesana tampoka izao moa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT