Actualités

FANAMPIANA NY TRABOINA Handray anjara ny Raiamandreny Tangalamena


  • Zoma 30 Janoary 2015

Handray anjara amin’ny fanampiana ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Chedza ireo tangalamena, tarihin’ny filoha nasionaliny Ramandimbison Paul. Any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany no hisantaran’izy ireo izany ka anisan’ireny ny distrikan’i Mananjary, Nosy Varika, Farafangana, Manakara, Ikongo ary Vohipeno

 

. Aorian’ireo dia hijery  ireo traboina eto Antananarivo indray izy ireo, araka ny fanazavan’ny filoha nasionaliny Ramandimbison Paul izay vao hihazo ny Faritra Menabe.  Menaka, vary, savony, labozia, bodofotsy no hozarain’izy ireo amin’ny fanampiana ny mpiara-belona. Nomarihin’ity filoha nasionalin’ny tangalamena ity moa fa tsy manao pôlitika izy ireo. Na izany aza dia handray anjara amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna izy ireo ka hametrahany ireo teknisianina mpiara-miasa aminy manerana ireo faritra 22. Farany dia nomarihiny ihany koa fa vonona ny hiara-kiasa amin’ny fitondram-panjakana izy ireo raha misy ilana izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT