Actualités

Fanamboaran-dalana Mamaha olana ny godorao mangatsiaka


  • Talata 22 Martsa 2016

Hampihatra teknika vaovao amin’ny fomba fanamboaran-dalana ny Kaominina Antananarivo, hamahana ny olan’ny fifamoivoizana mampikaikaika ny maro noho ny fahasimban’ny lalana

 

. Tara mangatsiaka na "goudron à froid" no hampiasaina, izay fiaraha-miasan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra amin’ny orinasan-taozava-baventy Colas. Nisy andrana niarahan’ny roa tonta natao teo Antaninandro sy Andravoahangy Ambony, Boriborintany fahatelo omaly, natrehin’ireo delegen’ny Ben’ny tanàna amin’ireo Boriborintany enina eto an-drenivohitra. Nilaza ny avy ao amin’ny fiadidiana ny tanàna fa ho maro ny lalana hatao amin’io fomba io eto. Sady tsy matahotra orana no tsy matahotra hafanana izy io, raha ny fanampim-panazavan'ireo teknisianina teny an-toerana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT