Actualités

Fanambaram-pananana Zandary miisa 169 nanao ny azy tao Mahajanga


  • Sabotsy 11 Febroary 2017

Tonga nanatitra ny taratasy fanambaram-pananana teny amin’ ny biraon’ ny sampandraharaha mahaleotena miady amin’ ny kolokoly na Bianco Mahajanga ireo zandary ny marainan’ny alakamisy teo.

Zandary avy amin’ ny Vondrontobim-pileovana Boeny sy Melaky ary ny avy ao amin’ ny fiadidiana ao Mahajanga ireto nanatitra ny azy ireto, taratasy miisa 169. Tsy ny rehetra anefa no voakasik’ity lalàna ity fa miankina amin’ny sokajin’asa sy ny galona no tsy maintsy anaovana azy. Sokajy roa raha ho an’ny zandarimaria dia ireo zandary fototra sy ny manamboninahitra.

Vahaniaina

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT