Actualités

Fanambaram-pananana Nanao ny azy omaly ny depiote Zafimahatratra Abel


  • Alakamisy 05 Febroary 2015


. Ho fampiharana ny andininy faha-41 ao amin’ny lalampanorenana no antony. Izy no fahadimy amin’ireo depiote nahavita fanambaram-pananana, taorian-dRandrianarisoa Guy Célin Rivoniaina (Tana V), Randriamandimbisoa Félix Marie Louis (Tana IV), Randriamampianina Ramilison (Antanifotsy) ary Rasolonomenjanahary Fidelis Justin (Ambohimasoa). Ankoatra ireo dia ny minisitra isany Andriantiana Jacques Ulrich (Fitaterana) sy Realy Onitiana (Mponina).

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT