Actualités

Fanafihan-dahalo Miaramila zazavao iray maty tany Mandoto


  • Alakamisy 15 Oktobra 2015

Miitatra ny fahavoazana taorian’ny nanafihan’ny dahalo 15 lahy mirongo basy ny tanànan’i Malokila, Kaominina Vasiana, Distrikan’i Mandoto ny tolakandron’ny zoma lasa teo, ka nandoroan’izy ireo trano 29 tafo sy nahavery ny omby miisa 76 tao an-tanàna.

 

 Fantatra koa izao fa miaramila zazavao iray no namoy ny ainy tany ampanarahan-dia omby very niaraka tamin’ireo vatan-dehilahy, vokatry ny fifanandrinana tamin’ireo dahalo. Miaramilan’ny DAS ao Soanafindra, Kaominina Vasiana izy ity, ary avy any Tsarazaza, Distrikan’i Fandriana no fiaviany. Efa tonga ao Mandoto ny fianakaviany haka ny vatana mangatsiakany sady niandry ny fahatongavan’ny razana omaly.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT