Actualités

FAMPIANARANA


  • Talata 20 Septambra 2016

Diso fanantenana ireo mpampianatra FRAM avy any amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Betioky Atsimo sy Ampanihy Andrefana miatrika fiofanana ao amin’ny Ecole Normale Niveau II

, taloha ao Belemoka, raha nampahafantarina omaly maraina fa 45.000 Ariary isan’olona no tambim-piofanana homena azy ireo aorian’ny 17 andro, ny 19 septambra ka hatramin’ny 7 oktobra 2016, haharetan’ny fiofanana.

 

AMBOHIMANARINA
Nitrangana haintrano omaly hariva teo amoron’ny lalam-pirenena faha-4, akaikin’ny tsenan’Ambohimanarina.
Trano misy rihana roa no nirehitra, fa nalaky voavonjy. Efitra iray no may.

 

TOLIARA
Nikatso nanomboka omaly maraina ny fampianarana ao amin’ny oniversite Maninday-Toliara. Ny tsy fandriampahalemana ateraky ny fisian’ny olon-tsotra mibodo ny tanin’ny oniversite sy fifofoana ain’ny mpampianatra no voalaza fa antony.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT