Actualités

Famoronan’asa eto Madagasikara Ny finiavana no tsy ampy ho an’ny Tanora


  • Alakamisy 20 Novambra 2014

Ny finiavana no tsy ampy ho an’ny tanora Malagasy raha hamorona asa. Anisan’ny politika sy fanamby voizin’ny fanjakana hatramin’izay anefa ny famoronana asa ho an’ny sehatra samihafa

Araka izany dia nomena lanja manokana ny tanora eo amin’izay sehatra hahafahana mamorona asa ho an’ny tenany izay ka nisy ny hetsika habaka ho an’ny tanora mpandraharaha na “espace jeune Entrepreneur” izay atao etsy amin’ny Carlton Anosy efa nanomboka omaly izy io ary hifarana anio. Ho hita ao ireo mpisehatra afaka manampy ny tanora amin’izay famoronana asa izay, eo ihany koa ny fifanakalozana traikefa eo amin’ny samy mpandraharaha, indrindra ny famatsiam-bola ho an’ireo tanora izay manana tetikasa ka te hivelatra bebe kokoa eo amin’ny fandraharahana. Ankoatra izay dia miezaka ihany koa ny mpikarakara hitady lalana sy tohana ho an’ireo tanora amin’ny avy any ivelany.  Etsy an-kilany raha ny nambaran’Atoa  Mino Andriamijoro filohan’ny  CEERE dia anisan’ny mbola olana ho an’ny tanora Malagasy ny tsy fahampiana traikefa sy vola ka mampihena ny risipon’ireo tanora.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT