Actualités

Famonoana mpivady frantsay Zandary am-perinasa no atidoha


  • Zoma 19 Febroary 2016

Mivoatra ny raharaha mikasika ny famonoana an’ilay vazaha frantsay Thorin Sylvain sy Dr Razafindrazanabary Marinette vadiny, nitranga tany Antsiranana ny 13 febroary 2016 teo.

 

 Araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro ny filaminana dia dimy lahy no tafiditra amin’ity raharaha ity, ka zandary am-perinasa ny roa, sivily ny roa ary miaramila ny fahadimy. Olona iray, miaramila taloha no efa voasambotra. Mitohy ny fikarohana ireo efatra. Nikasa hidina an-dalambe ireo teratany vahiny monina ao Antsiranana omaly, manoloana ny ambaran’izy ireo fa tsy fihetsehan’ny manampahefana momba iny raharaha iny. Ny Borigady misahana ny fikarohana momba ny heloka bevava ao Campard – Antsiranana no mandray an-tanana ny raharaha.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT