Actualités

Fakan’ny karana sy ny sinoa ny tanin’ny gasy Miantso ny fokontany sy ny fokonolona tsy hanaiky intsony i James Ratsimba


  • Zoma 16 Janoary 2015

Hatramin’ny nisian’ny propagandy tamin’ny fifidianana farany teto amin’ny tany sy ny firenena dia tsy nitsaha-nitombo, hoy i James Ratsimba, ireo tanin’ny Malagasy lasan’ireo teratany vahiny.

Vokany, ny vahiny indray no lasa manjaka tanteraka eto amin’ny tanintsika izay tsy mitsaha-mibaiko ireo mpitondra nifandimby ihany koa, hoy hatrany izy mandraka ankehitriny. Tsy azo ekena intsony izany hoy hatrany i James Ratsimba, antony iray nanaovany antso avo tamin’ny fokontany sy ny fokonolona omaly mba hanohitra izany tanteraka amin’ny heriny. Raha ny fahitana ny zava-mitranga amin’izao fotoana mantsy dia tena misavorovoro tanteraka ny fiainam-pirenena, hoy hatrany izy. Ny vahiny hatrany no manjaka, hoy ihany i James Ratsimba ary mbola mety izy ireo indray no hanendry izay praiminisitra metimety aminy hanolo an’ny dokotera Kolo Roger.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT