Actualités

Fahitalavitra nomerika Maro ny tolotra saingy….


  • Zoma 22 Novambra 2019

Betsaka ireo tolotra misy mba hisitraka fahitalavitra nomerika ny Malagasy.

 

Na maro aza izany dia vitsy no mahatakatra noho ny fahefa-mividin’ny Malagasy ambany dia ambany. Amin’izao akatoky ny Krismasy izao dia misy ny tolotra fitsinjovana ny mpanjifa sy ny tsy mpanjifa avy amin’ny Startimes. Ho an’ireo tsy manana dia misy ny tolotra 30 000 Ariary ahafahana mahazo decodeur eto Antananarivo. Maro ny fandaharana hita ao ary samy afaka mandray ny tandrify azy na ny ankizy na ny tanora hatramin’ireo zokiolona. Ankoatra izay dia mbola maro be ny tolotra misy na ho an’ireo efa tsy nampiasa elaela ny Startimes na ireo efa mpanjifa ao anatiny. Na dia misy aza ny ezaka maro ataon’ireo mpandraharaha misehatra amin’ny fahitalavitra nomerika hanamorana ny fisitrahan’ny Malagasy ireny dia ny fahefa-mividy mihitsy no matetika tsy maharaka.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT