Actualités

Fahantrana lalina Ireo fikambanana no tena miady aminy


  • Talata 18 Oktobra 2016

Nankalazaina omaly alatsinainy 17 oktobra 2016 ny andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny fahantrana lalina.


 Nisy ny fampahafantarana ny tatitra mikasika ny fampandrosoana ny maha olona teto Afrika tamin’ity taona ity hirosoana amin’ny famongorana ny fahantrana lalina tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy, izay nokarakarain’ny fandaharanasan’ny Firenena Mikambana momba ny fampandrosoana. Tetsy amin’ny Lapan’ny tanànan’Analakely kosa no nankalazan’ireo fikambanana isan-karazany manana vina hamongorana ny fahantrana eto amintsika. Ny zava-misy dia lasa raharahan’ireo fikambanana sosialy sisa no tena misahana ny lafiny maha olona sy ny ady amin’ny fahantrana. Nisy tamin’ireo fikambanana nampiranty teny an-toerana no misahana zaza sy ankizy sahirana manodidina ny 6 ka hatramin’ny 18 taona miisa 120 ary ny 60 amin’ireo dia kilasimandry avokoa.

Mirija     

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT