Actualités

Faha-60 taonan’ny mpandraharaha ny fonja Ho tapaka ny lalana


  • Alarobia 17 Jolay 2019

Mba hampirindra tsara ny fankalazana ny faha-60 taona niorenan’ny fandraharahana ny fonja malagasy anio dia mampandre ny avy eo anivon’ny fiadidiana ny

 

 

tanànan’Antananarivo Renivohitra fa hisy ny fahatapahan-dalana anio alarobia 17 jolay 2019. Manomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora maraina dia horarana ny fifamoivoizana amin’ireo ampahan-dalana mampitohy an’Anosy, eo amin’ny tranombokim-pirenena sy manodidina ny farihy. Ho tapaka koa ny lalana manaraka ny sisin’ny tambohon’ny Saint Michel sy ny kaomisaria eo Mahamasina ary hipaka amin’ny kianja mitafo na “Gymnase couvert”. Manentana ny rehetra hanaraka ny toromarika, noho izany, ny CUA.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT