Actualités

Faha 15 taonan’ny CEDS Fiarovana ny tontolo iainana no Tsangambato


  • Alatsinainy 11 Martsa 2019

Ho tsangambato fanamarihana ny faha 15 taona nisian’ny ivon-toerana ambony mampiofana momba ny diplomasia na ny CEDS (Centre d’Etudes diplomatiques et Strategiques) dia misy ny tetikasa fiarovana ny tontolo iainana sy fanatsarana ny fandriampahalemana eny amin’ny ala ho tarihin’ny komity mpikarakara izay fankalazana izay.

 

 

 

 Raha ny fampitam-baovao dia iny lalam-pirenena faha 4 iny izay mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga no hatao ho filamatra amin’ity tetikasa iray ity. Hisy moa ny fiaraha-miasa amina koperativam-pitaterana iray hahafahana manatontosa izany. Isan’ny tanjona kosa ny hanabe ireo mpampiasa lalana sy ny olompirenena mihitsy hanaja ny fananam-bahoaka sy ny foto-drafitrasa misy, raha ny fanazavana hatrany.

 

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT