Actualités

Faha-100 taonan'ny Lions Club Notokanana omaly ny tsangambato etsy Anosy


  • Alarobia 14 Desambra 2016

Fotoan-dehibe ho an’ny fikambanana Lions Club eto amintsika ity herinandro ity.

 

 Mandalo eto amintsika  mandritra ny efatra andro mantsy ny filoha maneran-taniny Andriamatoa Robert Corlew sy ny vady andefimandriny Ramatoa Dianne Corlew. Fitokanana ny tsangam-baton’izy  ireo ho mari-pamantarana ny faha-100 taona niasan’ny fikambanana  tamin’ireo firenena maro toa antsika no nisantarany izany omaly, narahin’ny fitsidihana ny toerana fitsaboana maso Lions Sight First Madagascar etsy amin’ny hôpitaly HJRA Anosy. Tao anatin’ny hafaliana tanteraka no nanatanterahan’ny mpikambana izany. Fanambin’izy ireo ny hanohy hatrany ny asa sosialy tanterahiny ka anisan’ireny ny fandidiana maimaimpoana ny maso lasibatry ny aretina katarakta…Mbola hitohy anio etsy amin’ny Carlton Anosy ny fampahafantaran’izy ireo ny asa hotontosainy eto amintsika amin’ny taona ho avy.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT