Actualités

Etazonia Maro ny Malagasy hangoron’entana


  • Sabotsy 12 Novambra 2016

Teratany vahiny maro no mitaintaina taorian’ny nahavoafidy an’i Donald Trump ho filoham-pirenena amerikanina.


 Tsy vitsy ny teratany Malagasy amin’izy ireo. Famerimberin’ity filoha faha-45 any Etazonia ity nandritra ny fampielezan-keviny fa dia tsy misy toerana ho an’ireo vahiny tsy manan-taratasy ara-dalàna hipetrahana any Etazonia, fa dia horoahiny. Raha mitazona ny teniny i Donald Trump, dia betsaka no hangoron’entana, misy Malagasy amin’izy ireo. Nisy mpiasa tamin’ny ambasady ny sasany saingy nanao sambo nilentika rehefa vita ny iraka nampanaovina azy tany Etazonia.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT