Actualités

Eklipsa Toamasina Tara fahatongavana ny solomasom-panjakana


  • Zoma 02 Septambra 2016

Minitra vitsy talohan’ilay eklipsa vao tonga tamin’ny fiaramanidina tao Toamasina ny fanampiana solomaso avy amin’ny fanjakana nozaraina maimaimpoana

, saingy ireo tonga teo amin’ny araben’ny fahaleovantena ihany no nahazo. Ny teny amin’ireo mpivarotra voatokana efa najifa, be no tsy nahazo. Na izany aza dia nahasarika olona maro ny fiaraha-mijery eklipsa niaraka tamin’ireo mpanakanto toa an’i Esperence “kopi-kolé”. Na izany aza nisy ireo nisitrika an-trano noho ny tahotra sy ny ahiahy. Nisy nitsoaka tany ambanivohitra. Ny mpivarotra nanidy tsena, hatramin’ny Sinoa sy ny Karana. Nalalaka ny arabe, vitsy mpandeha ny lalana. Tony sy nilamina ny olona. Ny mpitandro ny filaminana koa efa niomana tsy hisian’ny fanararaotana …

 

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT