Actualités

Dr Jean Louis Robinson Hanambara ny heviny momba ny raharaham-pirenena anio


  • Alakamisy 16 Oktobra 2014

Hanambara ny heviny momba ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny anio manomboka amin’ny 10 ora maraina eny amin’ny foiben’ny antoko AVANA Ambohimiandra ny Dr Jean Louis Robinson, kandida filoham-pirenena tamin’ny 2013.

Na dia tsy re feo matetika aza ity kandida notohanan’ny ankolafy Ravalomanana ity dia mbola manana ny toerany eo amin’ny sehatra  politika eto amin’ny tany sy ny fanjakana. Inoana fa hanambara ny heviny momba ny fahatongavan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny zavatra nihatra taminy izy amin’ity anio ity, no sady hilaza ny fahitany ny fihetsiky ny fitondrana sy ny sehatra iraisam-pirenena ihany koa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT