Actualités

Distrikan’Andapa Olona 2 namoy ny ainy, 5 tsy hita popoka


  • Alatsinainy 23 Janoary 2023

Olona 2 no namoy ny ainy, dimy tsy hita popoka. Io no vokatry ny fandalovan’ilay rivo-doza Cheneso tany amin’ny distrikan’Andapa nanomboka ny Alakamisy lasa teo.

Ankoatra io dia olona mihoatra ny 1.000 ihany koa no traboina vokatry ny fiakaran’ny rano. Tapaka ihany koa ny lalam-pirenena fahatelo b (RN 3b) vokatry ny fihotsahan’ny tany. Raha araka ny vaovao azo avy any an-toerana dia toerana miisa telo no ahitana io fihotsahan’ny tany io hany ka miaka-bidy avokoa ireo entana any an-toerana, indrindra fa ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro. Na izany aza dia efa nanomboka nanamboatra sy nanarina izany ireo tompon’andraikitra any an-toerana hatramin’ny omaly hariva fotoana nahazoanay ny vaovao.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT