Actualités

Distrikan’i Fandriana Nandravarava ny rambondanitra


  • Alakamisy 25 Febroary 2016

Namela takaitra tao an-tampon-tanŕnan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania, ny rambondanitra sy ny varatra niaraka tamin’ny kotro-baratra ny tolakandron’ny alatsinainy teo

. Lasibatra avokoa na tranon’olon-tsotra na tranom-panjakana, toy ny tranon’ny delegen’ny minisiteran’ny filazam-baovao sy ny serasera ao Fandriana. Nitondra faisana ihany koa ny tao amin’ny Kaominina Milamaina. Nisy renim-pianakaviana iray nilatsaham-baratra saingy tsy nahiana ny ainy.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT