Actualités

Distim Boriborintany Voalohany Hikarakara ny vahoaka mialoha ny orana


  • Zoma 04 Novambra 2016

Noho ny fangatahan’ireo mponina eny amin’ny faritra iva eny Andranomanalina sy eny Andohatapenaka dia nidina nijery ifotony ny tatatra tsentsin’ny loto isan-karazany teny amin’ireo toerana ireo ny alarobia 2 novambra

,  ny Distim eny amin’ny Boriborintany voalohany notarihan’ny filohany Rakotomamonjy Philippe Auguste. Tapa-kevitra izy ireo hirotsaka an-tsehatra hanadio izay mety ho  vitany miaraka amin-dRamatoa depiote TIM voafidy tao amin’ity Boriborintany ity, rehefa nahita ny toe-javatra.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT