Actualités

Dia ho sanatria hanjaka indray tokoa ve ny sôsy ?


  • Alakamisy 22 Oktobra 2015

Manahy aho ry Jean fa mbola hiverina indray ny resaka saosy mampalaza anareo eny Tsimbazaza eny manomboka amin’ity andron’ny alakamisy hanatanterahanareo ny fivoriana hitambarambe handaniana ny “ordre du jour” voalohany amin’ity fivoriana ara-potoana faharoa hatrehanareo ity a ! Ny hitsikitsika mantsy tsy mandihy foana fa ao raha.

 


 Matoa manjaka tanteraka eny anivon’ity rafitra misy anareo ity ny fahanginana mampieritreritra asehonareo rehetra eny ankehitriny dia misy zavatra ao. Mino sy manantena anefa aho ry Jean fa tsy ise izao izay vao avy namerina ny lokaloka nomena ny vahoaka fa hanatanteraka ny fampanantenana natao fahiny mba haato ny fampandrosoana nokatsahina no mbola hivadi-belirano indray ka tsy hahatanty ny mena miraviravy mety handentika ny firenena anaty lavaka lalina sy mangitsokitsoka indray efa misy azy ankehitriny.

Marco be ahiahy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT