Actualités

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Nampidirina hopitaly any Ihosy


  • Talata 11 Aprily 2017

Noho ny aretina tampoka nahazo azy vokatry ny harerahany noho ny dia notanterahiny tao anatiny sy ivelan’ny distrikan’i Betroka hiadidiany ka nizarany angadin’omby sy omby ary masomboly dia voatery naiditra hopitaly tao Sakaraha distrikan’Ihosy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas avy any Betroka.

 Nambaran’ireo dokotera nisahana ny fitsaboana azy an-tanana fa tsy misy atahorana ny toe-pahasalamany taorian’ny nahazoany fitsaboana maika natao taminy.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT