Actualités

Delestazy lavareny Tsy ampy vola ny fanjakana


  • Talata 18 Oktobra 2016

Tsy tany Farafangana ihany no nisy delestazy ny faran’ny herinandro teo,


hoy ny minisitry ny toekarena sy ny teti-pivoarana sady minisitra vonjimaika misahana ny Angovo Raveloharison Herilanto. Nahitana izany avokoa mantsy ny tao Mahajanga, Maevatanàna, Antsiranana ary faritra maro teto Antananarivo. Olana iombonana amin’ny ankapobeny ny tsy fahampian’ny lafiny famatsiana gazoala sy ny fahasimban’ny fitaovam-pamokarana herinaratra. Voafetra moa ny hoenti-manana ka mila fandaminana ny fitsinjarana. Miezaka manafaingana ny fitaterana solika any amin’ireo tanàna lavitra ankehitriny ny fanjakana. Tsy maintsy nosoloina kosa ireo milina simba toy ny any Farafangana saingy tsy nahandry izany ireo mponina any an-toerana ka tonga tamin’iny tranga nampalahelo iny, araka ny fanazavan’ity mpikambana ao amin’ny governemanta ity.

Ramano F.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT