Actualités

Delestazy isan’andro Vahaolana ny angovo azo havaozina


  • Alakamisy 28 Aprily 2016

Zary lasa fiainan’ny tokantrano Malagasy maro amin’izao fotoana izao ny fampiasana herinaratra azo avy amin’ny

 

angovo  azo havaozina tahaka ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro hoenti-miady amin’ny delestazy. Tombony manokana amin’ny fampiasana azy ireny mantsy ny tsy fandoavana faktiora isam-bolana raha eo ihany koa ny fahafahana  mampiasa azy tsy miato  amin’ireo karazana kojakoja rehetra ao an-tokantrano, eny fa na dia any amin’ny faritra lavitra andriana aza. Anisan’ireo orinasa namaky lay izany teto amintsika ny orinasa Métaplasco izay afaka manampy ny olon-drehetra.  Fitaovana feno azo raisina avy hatrany ary afaka mandeha avy hatrany no hatolony ny mpanjifa, arahina toro-hevitra maro samihafa. Tsiahivina moa fa anisan’ny voizina be aty Afrika ankehitriny ny fampiasana angovo azo  havaozina ho tombontsoan’ny rehetra. Tafiditra ao anatin’izany ny orinasa madinika sy salantsalany ankoatra ny isan-tokantrano.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT