Actualités

Dany-Be “Voageja ny mpanao gazety ankehitriny”


  • Alarobia 07 Septambra 2016

Mizotra etsy amin’ny CGM Analakely nanomboka omaly talata 6 septambra ny fampirantiana izay natokan-dRakotoseheno Daniel na Dany-Be hampisehoana ireo sary rehetra nalain’ity mpanao gazety zokiolona ity, indrindra ny fakana sary.

Tsy hifarana ny hetsika raha tsy ny 10 septambra. “Arifomba ny fitaovana hakan’ny tanora sary ankehitriny kanefa dia matetika no tsy miresaka ny sary avoakan’izy ireo any anaty gazety noho ny geja ataon’ny mpampiasa”, hoy izy. Ireo olona mianjaika fatratra hatrany no hita eo amin’ny pejy voalohany satria izay no baikon’ny lehibe, hoy izy. Nametraka hafatra ho an’ny tanora ankehitriny izay nisafidy ny hiditra anatin’ity tontolo ity moa ny tenany mba hanaja ny hasin’ny asa fanaovan-gazety ka hampiteny ny zava-drehetra, eny, hatramin’ny sary.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT