Actualités

CEG Ratsimilaho Mety hiova anarana ho “CEG Jean Réné”


  • Alatsinainy 25 Aprily 2016

1976-2016, filarahambe nitety faritra maro tao Toamasina no nisantaran’ireo mpianatra sy mpanabe ary ny mpandraharaha teo anivon’ny CEG Ratsimilaho,

 

 ny fankalazany ny faha-50 taona nijoroany tao Toamasina, natomboka ny alakamisy teo. Nisy koa ny hetsika ara-kolontsaina nataon’ireo mpianatra nanehoan’izy ireo ny talentany sy ny fahaizany. Ny sabotsy teo kosa izay tsingerintaona nahafatesan’Atoa Jean René mpanorina sekoly, izay matin’ny lozam-pifamoivoizana tao akaikin’i Mahambo ny 23 aprily 1983, dia nisy ny tsangambato natokana ho azy notokanana teo an-tokotanin’ny sekoly, izay nomanin’ny taranany sy ireo mpianatra fahiny ary ireo mpandraharaha sy mpanabe. Nandritra izany no nangatahan’ny rehetra ny tokony hanovana ho “CEG Jean René” ity CEG Ratsimilaho ity.

 

Rakoutou

 


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT