Actualités

By Pass – Dorodosy 3 maty tsy tra-drano, nitsoaka ilay R12


  • Alatsinainy 22 Desambra 2014

Nandriaka ny ra teny amin’ny By-Pass, tsy lavitra ny lalamby eny Dorodosy ny alin’ny sabotsy teo.

Sarety nitondra anana hamonjy tsena no notrongisin’ny fiara Renault 12 avy ao aoriana. Olona telo no maty tsy tra-drano tamin’izay ka vehivavy iray sy lehilahy iray nanosika sarety, ary vehivavy iray zanaky ny tompon’ny anana nentin’izy ireo. Tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany alina no nitranga ny loza. Nijanona fotoana fohy nanala ny anana niraraka teo ambony capot sy fitaratra anoloana ilay fiara nahavanon-doza avy eo nitsoaka, ny andro maizina. Ny Emmo-Reg no naka ny razana teny an-toerana ary nanatitra azy tany amin’ny tranompaty.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT