Ampiharina fa tsy tanisaina na atao litania fotsiny ny fahaiza-mitantana.
Nohamafisina aza izany ho an’ireo mpitambola sy mpitantsoratry ny fokontany ao amin’ny Boriborintany faha-2 Antananarivo Renivohitra. Nisy omaly fiofanana nomena azy ireo mikasika indrindra ny fahaizamitarika sy fahaiza-mitantana eo amin’ny lafiny ara-bola sy raharaham-panjakana.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.