Actualités

Boaderôzy Hamidy ireo enina kaontenera tratra tany Maorisy


  • Talata 29 Septambra 2015

Nambaran’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean, omaly, taorian’ny fihaonany tamin’ny ambasadaoro vaovaon’i Maorisy miasa eto Madagasikara,

 

 Atoa Goburdun Datakarran fa dia hamidy ary hanaovana tolobidy iraisam-pirenena ireo andramena Malagasy enina kaontenera sarona tatsy amin’ny Nosy Maorisy raha saika haondrana any Shina, tamin’ny 2011 fotoanan’ny tetezamita. Araka ny fanazavan’ny praiminisitra dia efa tomombana tamin’ny 15 septambra 2015 ny pitsopitson’ny taratasy hamerenana ireo andramena ireo amin’i Madagasikara. Tsy hampodiana aty anefa izy ireo fa hijanona any saingy hafindra ao amin’ny faritry ny masoivohon’i Madagasikara  ao Maorisy, miandry izay hahazo ny tolobidy hatao.


Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT