Actualités

BNI Madagascar Nanokatra masoivoho vaovao etsy Ampitatafika


  • Zoma 28 Novambra 2014

Nanokatra masoivoho vaovao etsy Ampitatafika ny banky BNI Madagascar. Hiasa tsy ho ela intsony ity masoivoho ity.

Ho fanatonana bebe kokoa ny mpanjifa dia efa niasa  sahady ny guichet automatique ao an-toerana, GAB faha-57  amin’ireo banky BNI rehetra misy, miodina 24 ora amin’ny 24 ora, misokatra mandritra ny herinandro tsy an-kiato. Izany no natao dia ho fanomezana fahafaham-po ireo mpanjifa izay mampiasa « carte bancaire visa » sy  «  mastercard », indrindra fa ho an’ireo monina any amin’iny  faritra Arivononimamo iny, lalam-pirenena voalohany. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT