Actualités

Bealanana Mazda nanao taingim-be namono olona enina


  • Alakamisy 08 Oktobra 2015

Nandriaka ny ra tamin’ny lalam-pirenena faha-31. Fiara minibus Mazda nitondra olona niala tao Bealanana hihazo an’Antsohihy no tra-doza ny talata teo, tapaka hisatra teo amin’ny fidinan’Ampasantsarety, 45 km miala an’i Bealanana.

 

 Mety nentin’ny hatairana, ny fiara rahateo nisy mpandeha hatrany ambony tafo, ka ny nampidona azy tamin’ny rindrin-tany no safidin’i Philibert, mpamily, nampijanonana ilay fiara. Nivadika ny fiara ary namono olona roa teo no ho eo, ary nandratrana roapolo mahery. Tafakatra enina ireo namoy ny ainy tamin’ny fotoana nandraisana ny vaovao omaly, ka zaza 10 taona no zandriny indrindra amin’ireo ary 75 taona ny zokiny indrindra. Namoy ny ainy tamin’io loza io ny vadin’ny mpamily raha toa ka naratra ity farany. 23 kosa ireo naratra, araka ny fanomezam-baovao avy amin’ny Ben’ny tanànan’i Bealanana.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT