Actualités

BANKY BNI Mikarakara tolotra ho an’ny fety


  • Alakamisy 11 Desambra 2014

Mikarakara tolotra miavaka ho an’ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona ny banky BNI Madagascar. Mba hahafahan’ny isam-pianakaviana manao fety finaritra sy amim-pilaminana no antony,

 Mba hahafahan’ny isam-pianakaviana manao fety finaritra sy amim-pilaminana no antony, ao anatin’ilay teny filamatr’izy ireo manao hoe : tanteraho ny nofinofinao sy ny zanakao miaraka amin’ny banky BNI. Omaly no nampahafantaran’izy ireo ny mpanao gazety ny tolotra mandrapahatongan’ny 31 janoary taona 2015. Misy tombony manokana ny fanaovana io tolotra io. Mihena 3 points mantsy raha araka ny fanazavana azo ny zana-bola alain’izy ireo, izany hoe raha 10 % teo aloha dia lasa 7 % izany ho an’ny fety. Afaka mahazo io tolotra io avokoa ny mpiasa rehetra na mpiasa raikitra na tsotra na mpiasam-panjakana efa manana kaonty ao amin’ny BNI.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT