Actualités

Atletisma Seksiona Antananarivo-renivohitra Fahombiazana tanteraka ny 15 km de Tanà 2019


  • Alatsinainy 25 Martsa 2019

Fahombiazana tanteraka no azo ilazana ny famerenan’ny seksion’ny atletisma Antananarivo-Renivohitra ny hazakazaka 15 km de Tanà nanerana ny araben’Antananarivo omaly alahady 24 martsa 2019.

 

 

Afa-po izahay tamin’ny ankapobeny, hoy ny filohan’ity seksiona ity, Rakotoson Nivo, fa nilamina tsara ny fandaminanana rehetra ary tonga maro tsy araka ny nieritreretana azy ireo mpifaninana fa raha 200  olona no nandrasana dia nahatratra tany amin’ny 350 izany ary navitrika na ireo mananana « licence » na tsia indrindra ireo vétérans tonga nandray anjara maro.  Nibata ny fandresena ka nololorana amboara sy  medaly ary sertifika i  Mampitraotsy  sy  Nanie teo amin’ireo efa zatra ady .  Nivoaka ho mpandresy teo amin’ny relais nandraisan’ny sekoly 7  anjara kosa ny sekoly Akamasoa Andralanitra.  Teny nankafizin’ny rehetra koa ny fanaovana Zumba tamin’izany. Hisaorana eto ireo rehetra niara-nisalahy tamin’ny hetsika, hoy Rtoa Nivo Rakotoson.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT